Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 02h31
 

Répondre à un commentaire

18 avril 2017 à 09:21 | I MATORIANDRO (#6033)

De hamaly zao ry hery vay manta hoe de maninona izy zao raha mandeha mandositra ny fonja miandry azy ???!!!

Tsy mbola misy atahoranareo zao toe-jamavisy zao ry hery vay manta mianakavy a !!!
Ny ataonareo ihany no ataovy fa reo vahoaka reo efa azonareo @ laingony !!!
Asio sary tavoangy sy logo hery vay manta le vola vaovao @zay tsy dia mila manao fampielezan-kevitra mandany vola sahala @ taloha tsony nareo no koa ilay mpamatsy anareo efa tsy afa-mihetsika firy tsony !!!

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS