Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 00h26
 

Répondre à un commentaire

14 avril 2017 à 15:09 | Ibalitakely (#9342)

Aza misy gaga raha sendra misy mandeha indray ny resaka ohatra fa hoe tsy i Razaimamonjy Claudine no lasa any nosy Maorisy fa ny mpahandro sakafony. Nanomboka ny 2009 mantsy dia lainga hatrany no eritreretin’ny mpitondra amafana lainga.
-  Raha notsaraina ny olona iray ohatra ihany ka nahazo MD ka narary na namody narary moa ve ny tribonaly nitsara azy tokony : - na namoaka an-taratasy alàlana ho ambulance no nitondra azy mankany amin’ny hôpitaly iray. – na ny lehiben’ny fonja mampiantso ny dokoteran’ny fonja izaha & anaiky ny andehanan’ilay « MD/marary » ambulance & ho entina any @ hôpitaly iray voatondra mazava tsara fa tsy mandeha fiaran’ny fonja [voiture pénitencière] toy izay nahazo MD rehetra.
-  Ilay garde pénitencier nanaraka ilay « MD/marary » ve : - sady ara-dalàna tokoa ny ordre de mission azony & izany garde pénitencier izany koa ve efa manana visa & passeport ara-dalàny efa vonona. – mitondra basy ve io garde pénitencier io nanantateraka ny asany any ivelany any sa tana-polo ka rehefa tonga any dia lasa Koto na Bozy faniraka [ mandehana ividiano sigara aho ; itadiavo crédit aho sns].
-  Izany IST izany ve indrindra @ izao NTIC izao tsy 01 segondra dia tonga any @ izay mila & ilaina azy rehetra, raha roa na telo andro mialoha ny nilatsahan’izany IST izany ka mbola hafaka nitsaoka any ivelany ihany. Tsy lazaina eto intsony fa efa IST roa no an’ilay olona ka ny voalohany efa t@ 2016 & mbola tsy nofafana. Dia tsy kôpy hono ny PAF [police des frontières Ivato] rey olona !!! Efa manomboka manambara ny heviny ny CI izao ka asa izay mba ho lazain’ny PRM a & PM sa ho silence radio tanteraka ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS