Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 12h41
 

Répondre à un commentaire

14 avril 2017 à 21:18 | cacatoès (#9758)

Dia inona no mbola mahagaga any amin’io nosy malala nosimban’ny tsy valahara panao polifika mianakavy sy ny forongony ireo !!Tsy misy manjary na iray aza ny zavatra mba heno fa dia vono-olona ary e, nisy naka ankeriny tatsy e, nisy vaky trano tary e ary nisy nanodikodina volam-panjakana maro be taro ka ny roa tamin’izy ireo nanjavona hoazy teo fotsiny e !!
Ilay toe-tsaina gasy mintsy no tokony hihova ra tay ho tafarina raha tsy izany dia manantena tay tsokona eo fa tsy hisy zava-banona na iray aza !! Bon WE lava be fa aleo zay andeha anao downhill fa zay vao tsara ny andro !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS