Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 15h02
 

Répondre à un commentaire

14 avril 2017 à 10:33 | Behantra (#9165)

Mihevera

Moa ve efa ’tonga’ ilay vola be (10 milliards US) sa tsia ?

Efa poritra té anao ’propagandy’ mafy mantsy i Rajao , kanefany ilay ’remaniement’ tsy vita !

Mila olona mahatoky i Rajao iaraka aminy .

Ary izao ’enlèvement’ sy io ’affaire Claudine’ io dia mampiseho fa tsy ho vita mora faona io ’remaniement’ io .. raha toa ka isy tokotrany izany

Asa ra tadidinareo fa nisy teny nanao hoe : aleo ahemotra amin’i 2019 ny ’présidentielles’

Ary zany no mahatonga anay ireny hoe , tsy mbola misy vola tonga ao !!!

Izay mahery ... izay osa ...

Sa ahoana ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS