Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 16h59
 

Répondre à un commentaire

12 avril 2017 à 11:09 | randria (#9483)

Ny lesona azo tsoahina dia hoe tsy dia misy tokony hampisalasala loatra raha te-hanangon-karena, amin’ny fomba rehetra, satria raha sendra ka misy ny sakoroka dia mba afaka mandoa ekolazy ho zaraina amin’izay mpikarakara ny taratasy rehetra ilaina mba hilefana any ivelany e. Raha ny tena tsara aza dia efa asiana trano koa any mba hivantanana rahatrizay ka tratra ny natao ! Fa raha akoho aloha no hahodinkodinao tsy ho afa-bela ianao e... Amina miliara vao mety.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS