Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h43
 

Répondre à un commentaire

12 avril 2017 à 13:41 | Ibalitakely (#9342)

Fa raha mbola fitondrana foza foana no ho eo & ifandimby eo dia tsy ho hahafaka amin’ izany risoriso & kolikoly izany na iza na iza iady amin’izany. Efa noresahina teto ohatra mantsy ny momba an-dramatoa RAFEHIVOLA RAKOTONIONY Bako talen’ny ACM/DSEA izay nahilika satria tsy nety nanome “certificat°” ny kaompania Madagasikara Airways izay tamin’izany fotoana mbola tsy nahatanteraka ny fepetra maha mpitatitra an’habakabaka azy, dia izao indray re fa Atoa RAKONTONDRABE Tiana indray kosa dia nametra-pialana tao @ io sampana DSEA ao amin’ny ACM io ihany ny antony dia tsotra : raha isaina hoy izy ny fiara manidina teto Madagasikara nianjera [accident aérien] tamin’iny 2016 iny dia mihisa 12 izany hoe iray isam-bolana. Izany trangan-javatra rehetra izany hoy izy ihany dia noho ny kolikoly ka manjary tsy voara-maso tsara intsony ny raopilana & ny kaompania eto an-toerana ka alehoko miala satria tsy eken’ny saiko ny zava-misy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS