Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 10h05
 

Répondre à un commentaire

11 avril 2017 à 11:34 | I MATORIANDRO (#6033)

Mbola mamerina ihany izahay hoe tokony ho tohizan’ny bianco ny asany fa tsy ajanona antenantenany sahala @zao ; ampanantsoy daholo ireo mpiray tendro t@ ty ramatoa mpivarotra maskita ty !

Ho an’i rambo manokana de zao no lazainay ; mandalo herinandro Masina zao ny Mpino Kristianina fa manahy aho fa raha vao vita io fetifety io dia ho avy @zay ny olona @ lay fitsaram-bahoaka voizin’ty ministry ny tsy fahamarinana ty !

Miomana nareo fa ho forehitra indray ny tanana !

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS