Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h27
 

Répondre à un commentaire

10 avril 2017 à 21:08 | cacatoès (#9758)

Hita mazava tsara fa fitondrana fatin’alika no misy any Dago !! Raha tsy misy hafenina laisany sy tena pivavaka marina, tsy natrehana ny fitsarana dia hita eo fa misy zavatra masiso be ao anaty kilaotin’ny laisany ao matoha nasena nipitsika any hivelany ilay ramato voarohirohy iny !!
Tandremo ry gasy fa ho avy ny fifidianana ary hisy fangalaram-bato be io !! Ayn’ireo ny mampiasa tetika ratsy rehetra mba hibodony toerana !! Tsy misy mahatoky anireo panao polifika mafia ireo mintsy eo satria izay tonga eo dia mitovy doly ny ao an-tsainy, ny ho panjakan’ny madagascar !! Lasa prezida doly izao hadala rehetra izao koa aiza moa io nosy io no tsy vita tanteraka ohatran’io !!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS