Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 12h39
 

Répondre à un commentaire

10 avril 2017 à 19:01 | TSIKOZA (#7624)

Izany no taratrin’ny fitondrana HVM. Ka mbola ho tohizana ve izany amin’ny 2018 ?
Gasy aho gasy koa ianao mpamaky ka samia mieritreritra. Aiza ny interdiction de sortir tsy navoakan’ny Ministre de l’intérieur nefa efa hita fa misy olona voarohirohy io ? Efa any àl’île Maurice hono ilay mpanambola e ! De gaga elah ! Ireny no tena mendrika atao fitsaram-bahoaka ary indrindra ireo izay namany satria mpangalatra avo lenta. Mampahery ny Bianco, Samifin sy ny Fitsarana miaraka amin’ny SMM ny tenako. Tairo ry zalah ! aza matahotra !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS