Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 13h17
 

Répondre à un commentaire

16 mars 2017 à 18:05 | Rahasimbery (#8396)

Tsy tongatonga foana mantsy io fanontaniana io fa vokatry ny fanadihadiana sy ny fibanjinana ny zava-misy sy ny zava-mitranga ankehitriny. Hita mibaribary fa mitavozavoza ny zon’ny Malagasy tsirairay sy ny lalàna amin’ny ankapobeny ; tsy misy votoantiny intsony ny lalàna iorenan’ny Fanjakana ary noho izany dia manjary lasa disadisa, sotasota, adiady ary tsy fahatokisana no mameno ny raharaham-pirenena. Etsy andaniny ny vahoaka « mitsambiki-mikimpy », ambanin’ny hafa, very fanantenana, voatery manetry tena na dia misedra ny ratsy ary, eroa ny mpitondra tsy miaro sady vokin’ny hadalany (varo-boba, tsy fiheverana ny haim-pirenena, ny fanambanian-tena) no tsy mitsinjo ny vo.diandro ho merika. Mbola Firenena ve i Madagasikara ?...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS