Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 07h33
 

Répondre à un commentaire

10 mars 2017 à 20:57 | TSIKOZA (#7624)

Henatra daholo izay navoakan’ireo mpitondra ankehitriny. Ny PM efa nilaza fa tsy ampy ny eo ampelatanana hiatrehana ny loza. Fahaizana miteny fotsiny nonataony fa ny hevitra mivoitra tao dia tsy niomana ho amin’ny fiahiana ny malagasy raha sendra misy loza ny mpitondra.
Nanambara koa ny Minisitrin’ny raharaham-bahiny ATALAH(fais attention il ne faut pas changer le« T » en « D » autrement tu risque d’aller en prison) « Tsy mahasakana ny fandrosoana hono ny tsy fandriam-pahalemana ». Fa misaina avy aiza marina ireo mpitondra antsika e ? Sanatriavina ve ka any amin’ny fitombenana ?
Nilaza koa ny filoha hoe « porofoy amiko hono fa mahantra ny gasy ». Nifoka rongony angamba rangahy iny !
Manana miaramila be dia be isika eto nefa mandray karama fotsiny fa tsy misy asa. Tsy firenena misy manafika i Madagasikara ka miompy miaramila tsy hiady. Fa maninona raha ireo no atao tafikan’ny BNGRC ? Miaro sy miahy ny vahoaka raha sendra loza voa-janahary.
Mahamenatra satria ireo « sapeurs pompiers » avy atsy la Réunion indray no ho avy hanampy antsika fa ny fitondrana dia tsy misy atoraka. Saaaa ? Efa niamboho azy ireo mpitandro filaminana nohon’ny fahatongavan-tsaina ? Fotoana tokony nakan’ny tafika fitondrana izay fa izy ireo no tsy misy sahy tahakan’i Topokolahy RATSIMANDRAVA. Tompon’andraikitra amin’ny tsy fandehanan-draharaha ny tafika malagasy satria ny kolikoly izay noraisin’ireo lehiben’ny ihany no mamotika ny fiainam-pirenena. Mbola hiharina ihany ity firenena ity ka ny malagasy no hitsara ireo mpanao politika amin’ny fifidianana manaraka. Ekeko ary inoako fa lany tamin’ny isam-bato 10% ilay RAJAONARIMAMPIANINA KA IZAO HAVANANA AMIN’NY FAMPIESONANA. MIALA AAAAAAAA !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS