Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 16h25
 

Répondre à un commentaire

16 février 2017 à 11:00 | SINCE 2009 (#9851)

Voalohany aloha, maninona ianareo mpanohana an’i Marc Ravalomanana rehefa miresaka tsy mba misy fanajana izany.
Faharoa, irariana ho samy ela velona isika fa izaho manokana dia mahita fa tsy hitako izay tsy mampety ny filatsahan’ny prezidà Andry Nirina Rajoelina. I Marc Ravalomanana ary tsy saziana fa avela handende malalaka.
Farany, ny prezidà Andry Nirina Rajoelina irery no prezidà sahy nitsangana, nifanandrina ary nandroaka vazaha tamin’ny tantaran’i Madagasikara. Na dia 5 taona ihany aza ny mandat présidentiel dia betsaka ireo zava-bita, jereo ny fandrosoan’ny tanan’Ankorondrano sy ny hopitaly manara-penitra ifanotofan’ny olona. Indrisy anefa fa tonga i Hery Martial Rajaonarimampianina ka indrisy fa tafaverina tao anatin’ny fahantrana lalina ny malagasy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS