Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 11h32
 

Répondre à un commentaire

16 février 2017 à 10:23 | SINCE 2009 (#9851)

Salama Tompoko,
2009 - 2014 : Nametraka rafitra manokana ny prezidà Andry Nirina Rajoelina hiadiana amin’ny kolikoly, BIANCO ny anarany. Tapitra anefa ny mandat dia nisolo an’i Hery Martial Rajaonarimampiania ka lasa tsy afaka niasa firy intsony io rafitra io. Efa iarahantsika mahalala ireo vehivavy tsy maty manota namana akaikin’ny fianakaviana Rajaonarimampianina, ambonin’ny lalàna rehetra misy.
I Marc Ravalomanana moa dia efa mandendeha tsisy ahiahy eran’i Madagasikara toy ny olona tsy nanao ratsy. Ny malagasy koa moa mora manadino.
Soa ihany fa amin’ity taona ity sisa no manjaka i Hery Rajaonarimampiaina. Amin’ny 2018, ho maro ireo kandidà fa efa fantatry ny vahoaka ny safidiny

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS