Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h55
 

Répondre à un commentaire

14 janvier 2017 à 09:18 | manga (#6995)

Nisy manam-pahaizana nilaza tao @ fahita lavitra iray fa tsy misy tokony ametrahana ny fangatahana any @ HCC satria tsy andraikitry ry zareo izany.
Raha ny marimarina kokoa dia ity no azo ambara : Ireo namolavola ny lalàna dia namitaka ny ministera mpiahy ; saingy volavola araky ny filaza azy no natolony fa eo ireo nampandany ilay lalàna ; na eo anivon’ny solom-bavam-bahoaka izany na teo amin’ireo loah’olona.
Midika izany fa ireo lalàna izay nolaniana ireo dia tsy azo ianteherana na dia kely aza.
Diso tanteraka izany ny mpitondra ankehitriny raha miziriziry amin’ny fampiharana ny lalàna satria dia nohamafisin’ny HCC fa dia maro be ireo pitsony tsy mifanaraka amin’ny tokony ho izy.
Fialàna sirika va reny azy sa ny fahamarinana no nampirisika ?
Tsy indray mandeha no nisian’ ny fanapahan-kevitra toy izao raha teo anivon’io sampana iray io ; ka tsy fantatra intsony hoe avy aiza marina ny lesoka.
Mpitondra sadasada miaina ao anatin’ny tontolo sadasada mampandresy lahatra vahoaka miaina tanteraka ao anaty haizim-pito no entina ilazàna ny toe-java-misy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS