Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 14h14
 

Répondre à un commentaire

6 janvier 2017 à 11:01 | RAMBO (#7290)

Nanasa vahiny tsy tonga hono sady voky no afaka adidy !
Nandritry ny tetezamita sy tamin’ny andron-Ravalo dia olona 5400 ka hatramin’ny 6000 no nasaina teny Iavoloha rehefa Asaramanitry ny Taom-baovao...
Nanomboka tamin’ny 2014 dia tsy nihoatran’ny 2000 olona izany ary amin’ity dia 1400 fotsiny...Ny antony dia ny fitsonjovana ny vola lany.
Tafiditra tsara amin’ny politikam-pitsitsina ny tsy fahatongavan’ny Tim sy Mapar Amen !
Ity no porofo milaza izany :

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS