Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 13h09
 

Répondre à un commentaire

6 janvier 2017 à 07:17 | valoha (#7124)

Takaka,
Aza hadino fa tsy resaka investissements no hatongavany eto, raha ny fijery azy. Hitondra korontana, ady an-trano, tsy fandriampahalemana, fahantrana iray lavaka ! Indrindra indrindra fa @ izao vanim-potoana izao. Fitondrana tsy mazava misy eto. Isika no adala. Tonga eto daholo ireto isan-karazany milaza fa hanao win-win hampandroso ny gasy ! Fa moa ve vonona isika atiny sy ivelany hifampiraharaha @ zany Torkia feno fanafiana, korontana, didiko fehy lehibe,...?
Tsy tahotra velively zany, ra namana ! Fa kosa, zava-misy !
Ho vonona @ zany ve isika ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS