Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

5 janvier 2017 à 13:33 | valoha (#7124)

Tena lasa manaonao foana izany ity fitondrana HVM ity !
Mba efa namakafaka tsara ve aloha ?
Mba efa nijery ambony-ambany ny hoe iza moa izany Turquie izany ? Ny background story-ny ? Ny fifandraisany @ tany manodidina azy sy ny sisa ? Mba efa ni-consulter ireo mpianatra tany(na izay nahavita na tsia) ? Na ihany koa nanontany ny gasy monina na nianatra manodidina io firenena antsoina hoe Torkia io ? Mba n/mijery ny zava-mitranga any izao sy teo aloha teo ?
Nandalina ny relations Russie-Turquie ; na Europe-Turquie ; U.S.A.-Turquie ?... Sa dia mijery ny investissements hatao hiaraka amin’io tany io fotsiny ?!
Raha zohina dia vao tsy ela io tany io no tatsy Somalie nanipy millions de dollars zay lazaina fa hanaovana « asa soa » sy fanampiana !
Na ity Turkish Air misidina mankany amintsika matetika ity, na ny masoivohony eto aza dia efa tsy dia mazava, koa an ?!
Dia mino ve ry ’Tery vay manta’ fa hitondra soa sy filaminana ho antsika ny fiaraha-miasa @ ny mpandraharaha torka sy ny fitondrana torka afaka taona vitsy any ?!
Raha araka ny tantara dia mitondra ady, korontana, fanagejana tany hatrany ny tanjon’io tany io etsy sy eroa ! Izao dia mihitatra mankaty Afrika ry kakana !
Koa angaha bado sy venansa ny olona aty ?! F’angaha olona tsy mba nisy nianatra izany mosolmana sy fivavahana silamo izany ny gasy !? Sa manararaotra ny fisihan’ny andian-na silamo vitsy tavela eto mba hitsimoka ny ady eo @ ny samy Malagasy afaka taona vitsy any(kristiana versus mosolmana ?
Ka mba tsara ihany isika samy mieritreritra mafy fa maro ny tany emergents azo hifampiraharahana tsara sy madio(win-win) noho ity voaresaka ity - loza ain’atambo mitatao io re olona o !!!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS