Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h20
 

Répondre à un commentaire

2 décembre 2016 à 15:49 | Mandinika (#2986)

Mahavelom-bolo aloha rehefa mba misy zavatra mampisy fanantenana toy izao ! Mba tsy mody maina ny delegasiona nandeha tany !

Na izany na tsy izany toa nahalasa saina ihany hoe fa naninona no tany Paris izy ity no natao ? Naninona raha teto Gasikara dia mba tsy nisy sarany ny fanatrehan’ny delegasiona Malagasy azy ?
Amiko dia mbola mampiseho foana io hoe ny bailleur no te-hametraka izay tiany hatao !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS