Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 20h30
 

Répondre à un commentaire

30 novembre 2016 à 11:30 | TSIKOZA (#7624)

Mahamenatra tanteraka raha vao izao no nihetsika ity raharaha ity. Ary izaho tsy mbola mino fa hipaka hatramin’ny farany izao raharaha izao fa mety ronga de mandamoka satria resaka Filoha sy ny vadiny ary ny fitondrana HVM no voakitika ao. « Diversion médiatique » famitahana saim-bahoaka avy amin’ny alalan’ny vaovao fotsiny io mba hanadiovan’ny fitondrana tena fa tsy hankaiza akory.
Mino aho fa manana mpiasa mahampy ny BIANCO ka tokony ketrehiny koa ny raharaha « assemblée nationale » ny amin’ny resaka malette sy ny 1.000.000Ar vao tsy ela teo ho sandan’ny fananganan-tanana nandany ny volavolan-dalana mikasika ny teti-bola 2017 tsy nisy 4X4.
Raha tena mahaleo tena marina ny BIANCO, dia tokony homena azy ny « droit de saisir d’office » fa tsy hiandry ny vahoaka madinika hitory vao hihetsika. RAVAO ANY FA TSY MISY ILANA AZY AVOKOA NA IZAO FITONDRANA IZAO NA NY BIANCO. TSY MISY ZAVATRA MBA MAZAVA ETO.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS