Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 19h30
 

Répondre à un commentaire

28 novembre 2016 à 13:18 | Ibalitakely (#9342)

Vita iny ny francophonie ary misy ny faly & misy ny tezitra tamin’ny fanantaterahana azy iny & araka ny feo heno dia feno avokoa na ny raopilana nankatia Madagasikara tato ho ato, ny hotely fandraisam-bahiny, … Fa ny zavatra mba mahalasa saina fotsiny dia hoe raha (mola) ankizy ve ianareo ka tsy mifanaraka I dadanareo & reninareo dia andeha hivoaka eo an-tokotany na ivelan’ny vavahadinareo ve ianareo ka hitabataba miaraka amin’ny lovia & hiantsoantso hoe tsy mahay mitantana tokan-trano I baina & baofy ??? Ny ntaolo aza efa nahalala hoe ny tokan-trana tsy hahahaka ary na ireo vahiny, izay ao anatiny ny vazaha nampianatra anareo hoe les linges sales se lavent en famille, dia mihomey nahita anareo nampirisika olona ikoakakoaka teny an-dàlana. Vita hoy isika izy iny fa ataovy amin’izay ny vely vilia & vilany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS