Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 07h20
 

Répondre à un commentaire

18 octobre 2016 à 14:14 | Ibalitakely (#9342)

Dia betsaka no tena tsy mahazo resaka mihintsy eto ka lasa miteniteny foana. Io resaka fanavaozana io dia tsy mikasika afa tsy ny raharaha tekinika eny @ tarmac & ny asa fikirakirana raopilanina mifandraika amin’izany tahaka ny tractage, mise en parking, ary ny services techniques isan-karazany ho an’ireo fiaramanidina en escale technique eo amin’ny aéroport iray. Io raha mankany ivelany amin’ny tany mandroso toa ny any Paris ianao ohatra dia mahatsikaritra izany toe-javatra izany, tsy Air France no miandraikitra izany asa ara teknika rehetra izany. Ary ny toa izany no ilaina ny tahaka ny MDG mba tsy samy hanana ny fanaony KOA INONA NO IRESAHANA DOUANE-FITOSANITERA-WAWAWA amin’izany. Mila maharaka na mety tsaratsara kokoa ve itsika eto Madagasikara sa izay ilay hoe mpandihy lava volon-kelika ny avy any faritra Antsimo !!!
* Ary raha ny vaovao farany dia mitovy tantana @ orinasa ao anatin’ny Air Madagasikara toa an’ny SOFITRANS izy io ...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS