Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 17h34
 

Répondre à un commentaire

14 octobre 2016 à 09:58 | I MATORIANDRO (#6033)

Inona moa no iasan’ty ministra sinoa gasy ty saina @ze tanindrazan’ny gasy any ???!!!

Ny asa asaina vitain’ty sinoa gasy ty dia ny hivarotra ny tanindrazana @reo sinoa raha jerena @zao trangan-javatra izao !

Mody miafina @ lalana teo aloha izy izay fantany tsara fa tsy mahasoa ny firenena sy ny vahoaka Malagasy !!!

Mamporisika ny Malagsy teratany ray sy reny mba hiaro hatramin’ny farany ny tanindrazana !

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS