Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 12h13
 

Répondre à un commentaire

1er octobre 2016 à 19:09 | Ibalitakely (#9342)

Lainga lainga fa ireto snoa vao tonga ireto, tsy ny mpanao làlana tsy akory, izay « mibizina » eto Madagasikara toa tsy miraharaha fiaraha-monina loatra satria rehefa mahita azy ireo ao Behoririka ohatra toa baiko moana no ifanaovany @ mpiasa mpivarotra ao aminy satria sady tsy mahay teny malagasy no tsy mahay teny iraisam-pirenena, izany hoe tonga dia misongadina avy hatrany izany ny fahafantarana fa tsy misy antony aminy izay serasera ary rehefa mba anontanian’ny manam-pahefana eny an-dàlana na any an-tranony dia tsy mamaly fa laozany mikararaoka fotsiny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS