Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 16h18
 

Répondre à un commentaire

23 septembre 2016 à 11:14 | I MATORIANDRO (#6033)

Mankahery mandrakariva reo vahoaka sarotiny @ ananany ary mirary fahasitranana ho an’reo naratra !

Fisaorana kosa no atolotra ireo mpitandro filaminana sy ireo mpitondra nanome baiko hampihatra sy hitoraka ny vahoaka mitovy aminy ! Mahomby foana nareo rehefa manao herivaimanta fa tadidio fa efa sorena amianreo ny olona ; ny tohiny tsy haiko...

Samia velon’aina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS