Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

15 septembre 2016 à 15:10 | Bemasokely (#9721)

isika malagasy dia tatsinanana, manana ny kolon-tsaintsika. zany republique izany dia ny tandrefana no tompon-kevitra @ izany. Manaiky aho fa tokony ho fidiana daholo izay homena fahefana eto.

Manana ny fiaraha monina malagasy isika. Tokony miainga @ ireo no ananganana ny lalam-panorenantsika fa tsy HAKA TAHKA BE FAHATANY izay ataon’ny tandrefana any.

Tsy hitako mihitsy izay ilavantsika an’izany demokfrasia tandrefana izany ( aza afangaro à fahalalahana maneho hevotra sy miteny) ;

Apetraho eny @ fokontany ny fahefana sy ny fidiram-bola rehetra ilainy @ fampandrosoana ny fokotaniny, ary fidiana ny filohany fa hivaha io olana ara- drafitra iainantsika @ izao io.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS