Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 15h53
 

Répondre à un commentaire

14 septembre 2016 à 13:52 | TSIKOZA (#7624)

Tsy nahay nifidy anaran’antoko koa ity rangahy tsy nahazaka premier tour ity. Ny ADN anie ka tena ilaina mba ahafantarana ny olona tena nahavanon-doza e ! Ary tadidio fa tsy vita ao Madagasikara izany fa tsy maintsy mankaty amin’ny reny malala vao tafavoaka. Ka ohatrin’ny manonofy atoandro ihany ireto niraraka tamin’ny fihodinana voalohany ireto.
Hoy aho hoe ; ny TGV nanohana an’ingahy, ka nivadika Mapar, ary izao indray mety hiova ADN fa tsy sahy atao ofisialy. hi ! hi !!
Aoka ho tsapan’i Rajoelina sy ny namany fa tsy hoe Rajao anie no te hivadika aminareo e fa hitany sy tsapany fa tsy nahomby ny fanampianareo azy tamin’ny fihodinana faharoa ; izay nanapoaka champagne voalohany no tena nandresy tamin’iny fifidianana iny fa saingy tao ny CENI-T sy ny C.E.S izay afaka mamoaka didy tsy azo ivalozana. Ka inona koa no ilany anareo DJ sy ny mapar ? Tsapany izany fa tsy mbola nisy sahy nilaza. Ka iaraha-mahita izao ny vokatr’izay asan’ny filoha tsy lanin’ny be sy ny maro izay , ny firenena mivaralila, ireo olana rehetra niainantsika hatr’izay dia tsy nisyj voavaha na iray monja. Ny vahoaka miraviravy tanana tsy te-hitondra ny anjara-birikiny hanampy izao fitondrana izao. Ka inona ary no andrasana ? Omeo deuxième mandat indray hono Rajao ; fa amin’ny fomba ahoana ? Ravalo anie ka mbola mafibe ! manaraka azy ao i boaikely DJ, ary raha mbola mahavita manao propagande eo moa i boky mena de ahoana indray ?
Tsy rresaka mandeha fa ity ADN ity, raha ny gfahitako azy dia tsy mankaiza fa aleo manova famindra sy anaran’antoko mihitsy e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS