Moxe Ramandimbilahitra
Tsy sahy nilatsaka loholona
mercredi 2 avril 2008 |
| 505 visites
« Ny fokonolona no antoky ny fampandrosoana, ary tsinjarao araky ny tokony ho izy ny arena ». Loha-hevitra havoitran’ny TEZA amin’ny kongresiny faharoa amin’ny zoma sy sabotsy izao io. Toa tsy misy ny fampandraisana andraikitra ny vahoaka, ary hita fa tsy migoka ny hatsembohan’ny tavany intsony ny vahoaka, hoy i Moxe Ramandimbilahitra.
« Tsy hilatsaka ho ao amin’ny toeran’ny antenimieran-doholona izahay, satria ny olon’ny TIM avokoa no lany hifidy izay hipetraka eo. Tsy hisolelaka izahay fa hanitsy, (...)