::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter    Google+ Google+   ::::
Antananarivo | 03h24  :  15°C  :  Clair de lune très nuageux
mercredi 22 mai 2013
 

 > Malagasy

Filaminam-bahoaka

Voaroaka ny efi-trano ny mpanao gazety

jeudi 19 juin 2008, par Naivo kely

Nasaina nefa noroahina indray avy eo. Io no nahazo ny mpanao gazety saika hiatrika ny tatitra nataon’ny ministry ny Fiarovam-pirenena sy ny teo anivon’ny Polisim-pirenena misahana ny filaminam-bahoaka ny talata teo. Ny antony, dia voalaza fa saro-pady ity resaka filaminana ity, ka tsara raha hidina ho an’ny loholona sy ny ministera ihany ny varavaran’ny antenimieran-doholona io talata io. Maro ny tsiambara-telo tokony tsy hivoaka angazety, indrindra amin’izao fakana ambava manamboninahitra maro voatohitohina momba ny fanonganam-panjakana izao. Mitohy ny fakana ambavany azy ireny, izay niarahan’ny rehetra nahita fiakarany teny anivon’ny fampanohavana tetsy Anosy. Raha atao indray mijery izao fanakatonam-baravarana atao amin’ny mpanao gazety izao, dia hita fa mbola maro ny raharaha tsy milamina momba ity tontolon’ny fandriam-pahalemana ity, saingy izay ve no heverina fa hampilamina ny tany ?

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Vols, Hôtels, Séjours :
Les meilleurs prix

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Nous suivre

     
Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

avril 2013   mai 2013
L Ma Me J V S D
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30 31    
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 53  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP

    Faire un crédit rapide en France | Découvrez aussi : Xbox 360