::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 18h23  :  19°C  :  Averses
mardi 14 février 2012
 

 > Malagasy

Ministra Ramiaramanana

Tsy nisy nanakana ny fidiran’i Rossy eto

mercredi 16 avril 2008, par Penjy R.

« Tsy hamotika ny mpanakanto izahay fa hiaro azy. Mpanakanto manana ny maha-izy azy i Rossy ary namanay izy, satria mpiray tanindrazana ». Io no nambaran’ny ministra Ramiaramanana omaly raha nitafa tamin’ny mpanao gazety.

Tsy toy ny artista rehetra ity mpanakanto ity, satria iarahana mahalala ny sehatra nisy azy teo amin’ny tontolo Politika. Nanambara anefa i Rossy fa tsy hanao politika intsony, ary izay no nandaminana ny fifanarahana rehetra amin’ny seho izay ho ataony eto Madagasikara.

Ny 20 aprily dia andron’ny fifidianana izay ho loholona. Ny volana mey ihany koa dia hiarahana mahalala fa fanehoan-kevitra ataon’ny mpanao politika. « Miaro ny mpanakanto izahay mba tsy ho viravirain’ny mpanao politika », hoy ity ministra ity. « Tsy misy manakana azy tsy hiditra eto, fa ny fampisehoana fotsiny no ahemotra kely ».

Azo atao tsara ny manao fampisehoana « tapolaka vita Bac », hoy Ramiaramanana.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

mars 2008   avril 2008   mai 2008
L Ma Me J V S D
  1 2 3 4 5 6
7 8 9 10 11 12 13
14 15 16 17 18 19 20
21 22 23 24 25 26 27
28 29 30        
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 325  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360