Lalà m-pifidianana
Kely finoana ny maro ny mety hisian’ny fandinihana ny fanitsiana ny lalà m-pifidiana etsy Tsimbazaza. Maro ny nanao tolon-dalà na amin’ny hanitsiana ny lalà m-pifidianana eto amintsika, nefa raha ny resaka natao tamin’ireo depiote teny an-toerana, dia mbola tsy dia maika loatra izy amin’izao, satria efa vita tanteraka ny fifidianana eto Madagasikara.
Tolo-dalà na maro no dinihana manomboka izao, saingy mbola tsy laharam-pahamehana aloha hatreto ny momba io lalà na iray io. Voafetra ihany koa ny fotoam-pivoriana ka izay no mety tsy hisian’ny fandinihana ireny lalà na hafa ireny. Ho hita eo ihany anefa, satria efa maro ireo sehatra tsy miankina no nandefa tolo-dalà na teny.