La reconnaissance est acquise et le pays a retrouvé sa place dans le concert des nations. Tels ont été les slogans entendus sur tout le parcours d’Ivato à Talatamaty. Toutes les formations de la plateforme Andry Rajoelina s’étaient mobilisées pour ramasser de bon matin des groupes d’individus, qui à Andrefan’Ambohijanahary, qui à Ampasika ou à Andavamamba, Anosibe et Tanjombato - Ankadimbahoaka pour les conduire à Ivato à bord de taxi-be. Des chefs de région avaient même fait le déplacement à l’occasion avec certaines de leurs ouailles. Vues de la foule et du spectacle à Talatamaty.
Cliquez sur les photos pour les agrandir.
Vos commentaires
30 septembre 2011 à 14:01 | mitafa (#5511)
Oui tout en louanges, le Messie est arrivé !! Finie la misère, tout baigne..Aux prochaines élections : 99% . C’est dans la poche man, appelez moi Président, j’aime tant ce mot....Mampalahelo ny vahoaka fa dia mbola lalitra foana ny sakafony
30 septembre 2011 à 15:27 | gldlrp (#6034)
tsisy dikany mihitsy. reconnaissance no animbana ny lohan’ny vahoaka, asa na ohatrinona indray ny karama nakeny ivato tamin’io.
30 septembre 2011 à 21:47 | sahymijoro (#5567)
HOSANA HALELOIA !
Tena hita mibaribary fa efa tanteraka sahady ny 90 %-n’ny TONDRO ZOTRA (Feuille de Route) satria hitam-poko sady hitam-pirenena fa vahoaka anahetsiny no nandany ondro kely sy nandany vola avy any am-paosiny hitsenana ny Filoham-pirenena avy any New York ! Eto aho dia mahatsiaro ny tenin’ny Filha andry rajoelina teny amin’ny kianjan’ny 13 Mey : raha nilaza Ing. Marc Ravalomanana hoe : « Hampanao fitsapan-kevi-bahoaka » hamaranana ny Krizy tany amin’ny Febroary 2009 (angamba), dia nilaza ny Filoha Andry Rajoelina hoe : « Tsy misy ilà na izany Referendum izany, ireto vahoaka an’alin-kisa eto izao dia mihoatra lavitra noho ny Referendum !... ». Dia niverina tao an-tsaiko io teny diso marina loatra nambaran’ny Filoha Andry Rajoelina io ! Tsy efa « faminaniana » ny amin’ny hiseho atsy ho atsy ve izany ? Efa izy no Filoham-pirenena ! Ny tehaka mirefodrefotra sy ny fandraisan-tà nana mafanafana azony tany ew York, indrindra fa ny fandraisan’Ing. Ban ky Moon ny tà nanay izay tena nahontsokontson’io S.G.-ONU io dia mihotra noho ny Referendum ka inona intsony no ilà na izany Referedum izany fa dia mihoatra noho ny 75 % ireny !
Ho ela velona ianao ry Filoha hajaina mamim-bahoaka ! Andeha isika hifanamby ! O Rtoa Minisitry ny Fitsarana, Neny Christine Razanamahasoa ô, avelao hiditra alalaka eto Ravalomanana ka aza samborina, eny avelao hanampy azy koa Ingahy ratsiraka ary avelao ireo mpomba azy roa lahy ireo hitsena malalaka azy roa lahy ! Sahy manao fanamby minareo aho fa tsy hisy 1/10 an’izay nitsena am-pifaliana sy tsy nivozonana fa an-tsitra-po ny Filoha Andry Rajoelina akory ny hitsena an-Dravalomanana sy Ratsiraka ary amin’izany aza dia mbola hizarana vola (Ariary 10 000 isan’olona) izay ho tonga eo ary jereo fa ho olona mamon-toaka sy rongony ary hira teny ratsy sy vetaveta fotsiny no hiôgaôgan-dry zalahy ! Sahy manao fanamby amin’izany izahay !
HOSANA HALELOIA HO ELA FAHALEVONANA ANIE NY « FILOU » ANDJ RANJOENINA !
3 octobre 2011 à 19:30 | gldlrp (#6034) répond à sahymijoro
efa voavidy koa ianao izany nahazo be tany sady jamba no marenina
30 septembre 2011 à 23:10 | Radôdôsy (#164)
Mbola ho ela vao ho avotra isika Malagasy, toy ireo atsy afrika ihany. Mampalahelo sady mahakivy ! Mbola tsy tena mafy ilay krizy e !