::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 20h58  :  14°C  :  Clair de lune et nuages épars
jeudi 2 septembre 2010
 

 > Malagasy

Antoko mpanohitra

Tafiditry ny jiolahy politika

lundi 30 juin 2008, par Naivo kely

Na maro aza ny tetika tokony ho atao, dia mandamoka hatrany izany. Io no tsapan’ny mpanohitra eto amintsika, ka tsy mahagaga hoy izy ireo, raha maro aminay no zary tafiditra am-ponja tsy fidiny.

Misy ny Jiolahy Politika, izay miezaka mamotika ireny hevitra tapaka ao anaty fivoriana ireny. Tsy lasa lavitra ny tohiny, dia efa mivily lalana. Ao ihany koa no milaza fa mpanohitra, nefa hita mibaribary, fa mialokaloka any amin’ny fitondrana. Inona no tsy asahian’izy ireny milaza fa mpiray petsapetsa amin’ny mpitondra izy ireo ? Sa rehefa misy tsy fahombiazan’ny mpitondra, dia hanambara, fa izahay anie ka mpanohitra e ? Hatreto aloha, dia samy maka ny lalan-kizorany ny mpanohitra rehetra, ary azo antoka fa tsy hitovy mihitsy ny lalan-kizorana, na dia iray aza ny fomba fijery, dia ny tsy fahombiazan’ny mpitondra mamaha ny olan’ny vahoaka, hoy ihany ity mpitarika Politika niatrika ny fikaonandoham-pirenena natao teny Andoharanofotsy taona maro lasa izay.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

mai 2008   juin 2008   juillet 2008
L Ma Me J V S D
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30            
 
Le Petit Futé

 

  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 261  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360