Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 9 décembre 2016
Antananarivo | 12h38
 

Presse

Code de communication

Sit in des journalistes devant la Haute Cour Constitutionnelle

mercredi 3 août | Yvan Andriamanga

Les journalistes membres du Mouvement pour la liberté de l’expression projettent de faire un Sit in devant la HCC (Haute Cour Constitutionnelle) aujourd’hui 3 Août 2016 entre 12h et 13h pour appeler les membres de cette éminente institution à invalider ce code liberticide. Un message particulier est adressé au Président de la HCC, Jean Eric Rakotoarisoa, lui-même ancien journaliste en tant que directeur de rédaction du magazine hebdomadaire DMD (Dans les Média Demain). Jean Eric Rakotoarisoa, lui-même a participé activement à l’élaboration du nouveau code de communication au début mais le projet a traîné en longueur. Il a fallu une vingtaine d’années pour aboutir à un consensus tout de suite violé.

Ce code de communication est en contradiction avec la Constitution dans ses articles 10 et 11 rappellent les journalistes. L’article 10 en question stipule que « les libertés d’opinion et d’expression, de communication, de presse, d’association, de réunion, de circulation, de conscience et de religion sont garanties à tous et ne peuvent être limitées que par le respect des libertés et droits d’autrui, et par l’impératif de sauvegarde de l’ordre public, de la dignité nationale et de la sécurité de l’Etat. Et l’article 11 précise que « tout individu a droit à l’information. L’information sous toutes ses formes n’est soumise à aucune contrainte préalable, sauf celle portant atteinte à l’ordre public et aux bonnes moeurs. La liberté d’information, quel que soit le support, est un droit. L’exercice de ce droit comporte des devoirs et des responsabilités, et est soumise à certaines formalités, conditions ou sanctions prévues par la loi, qui constituent des mesures nécessaires dans une société démocratique. Toute forme de censure est interdite. L’exercice de la profession de journaliste est organisé par la loi. »

Le monopole de l’audiovisuelle publique pour couvrir le territoire est déjà une censure en soi et viole le droit des citoyens en dehors de la capitale, au droit à l’information. La liste est longue et les journalistes, membres actifs du mouvement liberté d’expression ou non, ne comptent pas renoncer.

Jean Eric Rakotoarisoa qui est nommé par le Chef de l’Etat aura-t-il l’indépendance d’être son libre arbitre quand la violation de la Constitution est flagrante ?

37 commentaires

Vos commentaires

  • 3 août à 10:04 | Isandra (#7070)

    « Ce code de communication est en contradiction avec la Constitution dans ses articles 10 et 11 rappellent les journalistes. »

    Dans ce cas, il ne faut pas voiler la face les journalistes, vous ne devriez pas réclamer seulement l’invalidation de ce code, mais aussi l’empêchement du Président, dan la mesure où il a violé la constitution en faisant voter ce code anti-constitutionnel,...

    • 3 août à 10:25 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Mba misaina hoah rehefa miteny fa tsy hoe mahazo fahalalahana de miteniteny foana eo !

      F’angah mbola mihevitra nareo fa ao anaty fanjakan’i doma ???
      Aiza koa no hisy mpanao gazety afaka hanao potsimanta ny flou nampandanianareo io ???!!!

      tsy mahagaga aloha ny olona manao loham-balala otranao !!!

      Samia velon’aina !

    • 3 août à 10:49 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Angaha misy hoe anjaran’iza intsony rehefa te hamonjy ny firenena, dia samy mandray ny andraikiny,..

      Tsy de mahagaga ny fihetsikareo mpihatsaravelatsihy sy mpisababaka ireto,...

      Mody hoe tsy mankasitraka ny fanalana ny filoha, kanefa any ambadika any, izay mihitsy no atao antom-bavaka, no sady mampiseho fa tsy mahandry intsony ny 2018, ka lohalaharana amin’ny fanankianana no sady manao fampielezan-kevitra mialohan’ny fotoana,...

      Fa i Hery ity aloha no vendrana raha tsy maharakan’izao fihetsik’iKotofetsy izao,...Raha fijeriko azy aloha efa kôpy ihany Rambo,...

    • 3 août à 11:10 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      F’angah nareo tsy nieritreritra talohan’ny fotoana nanohanareo an’ty olona tongatonga ho azy ty hoe afaka hamonjy ny firenena sy ny vahoaka izy ??? Tsy mahagaga aloha izany hatreto fa tena mitsambiky mikipy sy ny voalobo-jaza ny tena talentanareo !

      F’angah tsy zanahary an-tany taminareo ny hevitry doma nanolotra tony olona tony ???

      Samia velon’aina !

    • 3 août à 11:19 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Tahakan’ny tsy nanampoizan-dRa8 hoe « mpakafy ny zoma mahafinaritra anie ity JLR ity eh ! »,...samy tao anatin’ny fahamehana ry anona,...

    • 3 août à 11:22 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Inona no hidiran’ny vitsika @ petroly ???

      Inona no hidiran’ny zoma mahafinaritra sy ny hala-bato bevata nataon’i domelina mpanao anjolofo nampandany ty olona ty ???

      Samia velon’aina !

    • 3 août à 11:46 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      « Inona no hidiran’ny zoma mahafinaritra sy ny hala-bato bevata nataon’i domelina mpanao anjolofo nampandany ty olona ty ??? »

      Marina izany tsy misy ifandraisany tokoa, satria ny iray nisy ny iray kosa tsy nisy,...Mba niandry izany porofo mafonja tsy azo lavina izany izahay, hay moa « promesse à la JLR », d’ivrogne",...Na ny ilay avocat sudAF lafobe aza niala maina,...

      Angamba nahita double i JLR sy ny ekipany tamin’ny nanisa vato,... :)

    • 3 août à 11:53 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Ka tsy olana aminay zany e !

      Ny lohanareo no nifiran’ty olona nofidinareo ty ka zao nareo vao mody mikaikaika eo !!!
      Iareto ao ny fofona apetrany @ lohanareo !!! Hi ! Hi ! Hi !

      Samia velon’aina !

    • 3 août à 12:23 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Tsy olana aminareo hono, fa saingy narary ihany ny andohan’ny Dadanareo(nisy tevi-doha mihitsy angamba,....) nahita an’i JLR nanatrika ny investiture ny Hery teny Mahamasina, kanefa izy mbola nieritreritra korontana...

      Izany moa no nahatonga an’ingahirainy nanao izay tsy hahalany maire an’itsy farany tany amin’ny taniny, saingy raté indray eh,...

    • 3 août à 18:53 | Bena (#494) répond à Isandra

      il y a plusieurs JERakotoarisoa : le journaliste, l’universitaire, le membre influent du sefafi, le politicien opportuniste, le citoyen qui mange tranquillement au toc enchanté, le père de famille. et chacun est différent de l’autre, samihafa isaka ny vanim-potoana. c’est la versatilité malagasy. sur lequel les journalistes comptent-ils ? car il ne faut pas se tromper.

  • 3 août à 10:13 | Isandra (#7070)

    « Jean Eric Rakotoarisoa qui est nommé par le Chef de l’Etat aura-t-il l’indépendance d’être son libre arbitre quand la violation de la Constitution est flagrante ? »

    Ohabolana Gasy, « Ny alika jamba taolana, olona jamba ny vola » sy toerana,...

    Il a déjà clairement montré son choix entre la déontologie et l’argent, sur les affaires des nominations de PM et l’empêchement,...

    Un jour nous réclamerons que ces juges rendent leur compte devant un tribunal,...

    • 3 août à 10:29 | Jipo (#4988) répond à Isandra

      Qui c ’est : « nous » ?
      Dans tout ça : « le droit » de déplaire et de déranger, il est ou : dans les « devoirs » ?

    • 3 août à 10:35 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Hi ! Hi !

      Nga tsy efa handeha tsara ndray ty fanjakana mananasy ty fa efa nahazo vola be t@ mpamatsy vola !

      Tsy mahagaga mihintsy aloha ny olona firinga mihevitra otranao e !!!

      Samia velon’aina !

    • 3 août à 10:55 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Izahay tsy manao politika ny fitiavan-tena « raha maty aho, ka matesa rahavana » hoatranareo, ka raha misy zavatra mahazo ny Malagasy dia mandihy, ary manankatso mihitsy aza mba hisian’izany, ary raha misy tombontsoa kely ho azy ireo dia misaona sy malahelo mafy,...

      Izany no atao hoe

    • 3 août à 11:04 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Rehefa mampihinan-tsy fihinany anao ny havanao otran’ny nampihinanin’i doma ny malotony anareo de tehirizo ao antranonareo ao foana fa zany no tena idealy !

      Samia velon’aina !

    • 3 août à 11:15 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Ary nanaovan-dRa8 an’ireo mpitanin’andro ny Magros angaha tsy hitanao,...rehefa tonga izy dia nataony hoatran’ny siligôma ireo,...« Mangina amin’izay tenisany, fa tsy misy ilana anareo intsony, izaho efa eto,... » hihi !

    • 3 août à 11:25 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Ny anareo aza, efa angalarin’i Dadanareo izao ny taninareo sy ny volanareo, mbola lazainareo fa manitra ihany ny malo...tony,...

    • 3 août à 11:27 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Sitrapon’zay olona tonga teny zany f’angah noterena reo sa novidiana vola !!!

      rehefa azo ny tanjona t@ fiverenan’Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA an-tanindrazana izay tena nahazendana an’i doma sy izao tontolo izao mihintsy ny nahatongavany dia natao hoe vita hatreo aloha ny dingana ; ka inona no olana @zany ???

      Samia velon’aina !

    • 3 août à 12:17 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Izany anie no nanaovako hoe, dondrona sy ketrona ireny olona ireny raha mbola hifidy an-dRa8 ihany,...satria jereo ity nanaovany azy, nataony tahakan’ny siligôma,...tafaverina izy, dia nodakany tahakan’ny fako,...

      Ny niverenan-dRa8 indray, raha Andry no mbola teo, dia tsy nahavita an’ireny izy,...Sao dia heveriny fa valan’omby fiterena ronono ary ity firenena ity, ka izay fomba te hidirana ao no hidirana,...

  • 3 août à 10:34 | Ibalitakely (#9342)

    - « ...Et l’article 11 précise que « tout individu a droit à l’information... »
    - « ... sauf celle portant atteinte à l’ordre public et aux bonnes mœurs.. ».
    - « Toute forme de censure est interdite. »
    - « L’exercice de ce droit comporte des devoirs et des responsabilités,... »
    Mon Dieu que d"incohérences & de contadict° dans ces articles 10 &11, & bizarre qu’on y trouve point concernant les DÉSINFORMATIONS, est qu’on y a droit aussi.

  • 3 août à 10:37 | Ibalitakely (#9342)

    Surtout les gens en général & les journalistes en particulier ne doivent pas oublier que LIBERTÉ entraîne RESPONSABILITÉ.

  • 3 août à 10:43 | Ibalitakely (#9342)

    En somme l’on remarque que les journalistes ou plutôt les patrô dela presy veulent être au dessus de la loi jusqu’à vouloir aucune censure dia hafaka hiteniteny foana avy eo, aoka leretsy e !

    • 3 août à 12:10 | Isandra (#7070) répond à Ibalitakely

      Vous avez mal interprété la revendication de la presse,...ils réclament juste le projet de code que leur représentant ont élaboré avec ce régime et les organismes internationaux,...lequel respectera la liberté d’expression et d’opinion...

  • 3 août à 11:19 | Eloim (#8244)

    Que va-t-il dire le Président de la HCC, en même temps un journaliste spécialisé en matière juridique à propos des « REVENDICATIONS » sur les quelques articles de « DISCORDES » stipulés dans ce Code de Communication médiatisée, de ses confrères de métier ?
    Personnellement, seul l’article 20 concernant de la cybercriminalité qui me semble faire entrave au métier journalistique, donc, je n’y cautionne pas jusqu’à ce que les juristes nous apportent un peu d’éclaircissement sur deux lois qui se chevauchent et qui parlent la même chose.

  • 3 août à 11:49 | valoha (#7124)

    ny hcc dia anisan’ny fitaovan’ny fitondrana izao entina hanaovana ny didiko fehy lehibe !!!

    • 3 août à 13:28 | Ibalitakely (#9342) répond à valoha

      Ka eo indrindra itsika izao, io HCC io ange no efa t@ 2009 dia nanao ny nataony e, satria rehefa tamin’izany ka nanery ny MINIDEF nametra-pialana ka nanova tsy ara-dalàna CEMGAM ary nitohy teny @ EPISCOPA ny fanonganam-panjakana, ka na tsy ireo miaramila tao ireo aza no tena le plus ancien dans grade le plus élevé no haraka ny lalàmpanorenana dia ny filohan’ny SÉNAT no misolo ny filoham-pirenena raha sendra misy tsy fahafahan’io farany io nefa na dia tsy nandray na inona na inona aza ireo be baoty dia asa izay natolony ilay foza kely DIA NY HCC NO SADY NAMPISABOADY AZY IO NO NAMPANAO FINIANANA AZY tahaka ny filoha voafidim-bahoaka ka nidedaka be ery ilay io nanao mpanao gazety hoe appelez maintenant moi monsieurleprésident, tsy hainy fa raha hafaka milaza ny CT & CST fa députés & senatera ry zareo, ny PDS hafaka mitonona azy ho maire izay agamba vao hafaka miteny ny fat hoe président. Any ka tsy nijanona teo fa mbola sahy rehefa namorona antoko indray ny 2013, ankohatra ny tgv, dia mbola natao koa hoe miaraka @ président [sady teny vary amin’anana be], ohatra mampahatsiaro an-dRason ao @ Safelika/Scoop Digital mamba voninahitra be. Ny ao @ HCC ve na i JER sady juriste no journaliste [manana diplaoma amin’izany ve izy io na dia efa niasa tao @ DMD aza ?], raha tsy hoe angaha ka efa ho rendrika ny sambo !!!

    • 3 août à 13:58 | Ibalitakely (#9342) répond à valoha

      Ary dia ho gaga ve itsika raha toa ka nanongam-panjakana ry zalahy t@ 2009 dia noravainy niaraka t@ Repoblika faha III ny andrim-panjakana rehetra hafa tsy ny ... HCC !!! Ny totonlon’ny fitsarana, ny totonlopn’ny mpanao gazety ary ny totonlo no mila fihavanam-pirenena aloha izay vao ny daholo be.

    • 3 août à 15:08 | Isandra (#7070) répond à valoha

      Balitakely,...

      « Ka eo indrindra itsika izao, io HCC io ange no efa t@ 2009 dia nanao ny nataony e, »,...

      Aza disoina ny tantara, ny nanova ny HCC no zavatra nahamay voalohany an’i Hery vaotonga teo amin’ny fitondrana izy, satria toa tsy azony nobaikoina ny teo aloha,...

      Manarak’izay i Ra8 no tsy nanaja lalampanorenana, fa namindra ny fahefana tany amin’ny directoire militaire izay izy ihany no nanangana azy, na dia tany amin’ny filoha senat aza izy no namindra izany. Heveriny fa lovany avy any amin’ny Dadany angaha ity fahefana ity, ka

      Fa na izany aza dia mitovy hevitra aminao aho, fa mila jerena mihitsy ny momban’ireo juge ny HCC ireo , satria rizareo no nanaiky ny fiakaran’ny Ra8 sy Rajoelina teo amin’ny fitondrana, ary izao indray rizareo koa no mamela an’i Hery hanao daninin-kibony hanitsakitsaka ny lalam-panorenana,...

  • 3 août à 14:02 | Ibalitakely (#9342)

    ...Ny totonlo’ny mpitsara, ny totonlon’ny mpanao gazety ary ny totonlo pôlitika no mila fihavanam-pirenena aloha izay vao ny daholo be.

    • 3 août à 16:01 | Ibalitakely (#9342) répond à Ibalitakely

      Fa iza no tena mpandiso tantara eto e, firy volana taorian’ny nitondrany i RHM vao nanova HCC ary firy taona ny HCC teo aloha be paosy tsy nety feno izay vao nisy fihovany (mandat lava dia lava efa ela no tapitra) ary mba hafahany miroso mameno ny andrim-pitondrana rehetra ve, tahaka ny SÉNAT ohatra dia inona kosa no tsy mbola takatrao amin’izany. Ary raha mpitarika sarety koa izany no nomen’i RAVALOMANANA Marc fahefana ka ireo indray no nanolotra izany ny foza dia nandray ny « pinces de crabe », dia nizesta @ samboady dia sahy nanao finianana ary nidedaka hoe ’za mseleprezdà !!! Ankohatra ny tAtezamihitatra 18 volana lasa 05 taona, ny budget de projet présidentiel nefa tetezamita sns.

    • 3 août à 16:22 | Ibalitakely (#9342) répond à Ibalitakely

      Fa iza no tena mpandiso tantara eto e, firy volana taorian’ny nitondrany i RHM vao nanova HCC ary firy taona ny HCC teo aloha be paosy tsy nety feno izay vao nisy fihovany (mandat lava dia lava efa ela no tapitra) ary mba hafahany miroso mameno ny andrim-pitondrana rehetra ve, tahaka ny SÉNAT ohatra dia inona kosa no tsy mbola takatrao amin’izany. Ary raha mpitarika sarety koa izany no nomen’i RAVALOMANANA Marc fahefana ka ireo indray no nanolotra izany ny foza dia nandray ny « pinces de crabe », dia nizesta @ samboady dia sahy nanao finianana ary nidedaka hoe ’za mseleprezdà !!! Ankohatra ny tAtezamihitatra 18 volana lasa 05 taona, ny budget de projet présidentiel nefa tetezamita sns.
      « Fa na izany aza dia mitovy hevitra aminao aho, fa mila jerena mihitsy ny momban’ireo juge ny HCC ireo , satria rizareo no nanaiky ny fiakaran’ny Ra8 sy Rajoelina teo amin’ny fitondrana, ary izao indray rizareo koa no mamela an’i Hery hanao daninin-kibony hanitsakitsaka ny lalam-panorenana,... »
      Izaho tsy mitovy hevitra amin’ny foza izany : - RAVALOMANANA Marc lany voafidim-bahoaka taorian’ny fampitahana PV [dia izao Dakar II izao no mba tadiavin’i Deba & foza hamikirana fa satria ny vahoaka teto an-toerana efa nanana ny safidiny] fa kosa ny 2009 fanonganam-pitondrana tsy nandrava azy fa mbola nila azy no nataony mseleprezdà.

    • 3 août à 18:08 | Isandra (#7070) répond à Ibalitakely

      Ri-Balitakely

      Lanim-bahoaka Ra8 tamin’ny 2002...? Izaho koa dia an’isany nino tamin’ny voalohany, ny tonton-ko moa pro-Ra8 hatrany amin’ny tsinay maintiny, dia tena mino tanteraka,...

      Saingy, maro ny olona mihevitra, fa tsy nahazo ny antsasamanila tokony ha hahavoafidy azy izy, fa ireo magistrats tamin’izany no nanamboamboatr’azy tao mba hahalany azy,

      Mba vakio kely ity édito ny Ndimby ity nosoratana tamin’ny 2013 :

      http://madagascar-tribune.com/De-2002-a-2009-l-omelette-des,18477.html

      Raha kamo hamaky azy rehetra ianao dia ity misy extrait kely manazava ny heviny :

      « N’étant pas lié avec ce monsieur sur Facebook, je ne puis donc avoir le privilège de commenter sur sa page, ni même lire les commentaires de ses amis. Mais l’occasion faisant le larron, cela me donne l’inspiration pour un éditorial au sujet de ce fameux 22 février 2002, quand deux jours après avoir été proclamé vainqueur de l’élection présidentielle du 16 décembre 2001 par son directeur de campagne, Marc Ravalomanana se faisait investir par une clique de magistrats. Ce qui était à l’époque présenté comme une investiture « légitime » (pour maquiller l’absence totale de légalité) se révélera ensuite n’être qu’une forfaiture : les observateurs, la communauté internationale, et même plus tard les anciens alliés de Marc Ravalomanana au sein de son comité de soutien (KMMR) reconnaîtront que celui-ci n’avait jamais gagné au premier tour, même si un curieux recomptage des voix par la Haute cour constitutionnelle en avril 2002 confirme cette illusion.

      Par conséquent, dire que le 22 février 2002 n’était pas un coup d’État mais la validation d’une victoire électorale est une stupidité, qui n’a d’égale que le fait de qualifier le coup d’état du 17 mars 2009 de révolution légitime, de démission volontaire de Ravalomanana ou autres arguments attrape-écrevisse. Comme j’aime à le dire, « quand les mots perdent leur sens, les gens perdent leur liberté » (Confucius). Par conséquent, soyons précis dans le sens des mots utilisés pour assurer la qualité des débats, et ne pas nous complaire à commenter le doigt qui montre la lune pour noyer le poisson du vrai sujet, suivant la théorie de Sirob. »

  • 3 août à 14:47 | diego (#531)

    Bonjour,

    Quelles sont les deux Institutions Malgaches qui fonctionnent normalement, et indépendantes depuis 15 ans ?

    Et demandons aux résponsables de ces deux Institutions dans quelle République nous-sommes ? Et le budget de la Province de Tuléar ? Uniquement celui de Tuléar !!!

    Quand on arrive à Madagascar aujourd’hui, on arrive dans un endroit vide, sans âme ! La pensée, la refléxion, l’intelligence, l’expérience n’y ont plus leurs places, sont même devenus des clandestins, laissant leurs places traditionnelles à d’autres choses abrutissants les gens !

    L’avenir du pays ressemble fort bien à l’avenir des enfants du Sud, où l’espoir se trouve à l’ONU

    • 3 août à 16:28 | Mihaino (#1437) répond à diego

      Salama Diego ,
      Aleo ataoko teny malagasy tsotra ny hevitro anio satria mampihomehy ihany ny teny frantsay vakina eto @ MT.com !?
      - Tsara ny fanontaninao momba ny « Institutions » misy eto amintsika.
      - Mipetraka tsara ny ahiahinao mikasika ny « budget de Tuléar » ;
      - Mampisaina antsika rehetra ilay teninao milaza fa ny ho avy ny Firenena dia mitovy amin’ny ho avy ny ankizy mijaly any an-tsimo na hiandry foana ny ONU ???!!
      Amiko manokana dia samia mieritreritra fa tena hafa dia hafa ity fitondràna ity !

    • 3 août à 19:25 | Behantra (#9165) répond à diego

      Je voulais répondre à Isandra

      Concernant ce fameux recomptage des voix en 2002

      Et j’interpelle ici Tantely Andrianarivo qui fut , rappelons le premier ministre de Ratsiraka en ce temps

      Dès les premières publications des résultats à Antananarivo , monsieur Pascal Rakotomavo essayait par tous les moyens de propager que des ala-bato ont été commis à Tana au profit de Ravalomanana

      Pascal avait reçu des nouvelles alarmantes venant des provinces comme quoi Ravalomanana a provoqué un ’tsunami’ et que Ratsiraka était battu

      Je peux témoigner de la panique générale : tout le staff Ratsirakien (à l’exception de Tantely) ne pensait qu’à foutre le camp

      Et c’est là que Pascal a eu cette idée diabolique de faire brûler les ’papiers’ officiels des résultats

      Et c’est à partir de ce moment que Ratsiraka était parti en campagne surtout dans sa province natale
      avec son ’prézidà zao , prézidà zao’ car auparavant Tantely lui avait mis dans la tète que cette élection ne serait qu’une simple formalité

      La suite , vous la connaissez , mais ce que je peux dire : si Chirac n’était pas intervenu , en personne ,
      Ratsiraka ferait partie d’un signe de l’univers

      Hélas le regretté Pascal n’est plus là

  • 3 août à 17:59 | diego (#531)

    Salama Mihaino,

    Hafa be ireto mitondra ny firenena, azo lazaina aza fa tsy Gasy.

    Aminy fomba ahoana moa no azo ilazana fa Gasy ny mpitondra amin’izao fotoana izao, hita etsy sy eroa fa na ny Fanjakana dia tsy miaro ny vahoaka sy fananany firenena intsony.

    Isika tsy manana antoko politika azo ianteherana intsony. Io ny zavatra mampiahiahy ny tenako hatramin’izay ka hatramin’izao. Any angamba no tokony hisiana fieritreretana sy fandinihana lalina.

    Ny mpiavy sy ny firen’izy ireo no mitokona, ary mandidy sy manapaka ny FIFIDIANA eto aminy Firenena :

    - zava-doza, sy loza mitatao aminy hoaviny Firenena io, nefa ny mpilatsaka ho fidina rehetra dia nanaika.

    Inona moa no lanja tavela azo omena sy itokisana ny Fifidianana mitondra tarehy toizana ?

    Io izao, efa any aminy Fifidianana 2018 ny saina sy ny hevitry ny mpanao politika Gasy. Aiza no hahitana lanja hiombona tsara aminy Fifidianana aminy taona 2018, ny lanjany Fifidianana lasa teo, 2014, tsy misy, tsy hitapopoka ?

    Nifidy ny olona nefa tsy hita ny zavatra vita sy natsangany mpintondra :

    - tsy rano madio ho sotroina, tsy angovo hiasana, tsy lalana hikevokevohana, tsy trano fitsaboana ho vonjena, tsy zandary hiaro, tsy miaramila hianteherana !

    Izany no ilzako tsisy henatra, fa tsy Gasy ireto mpitondra ireto. Raha Gasy dia azo lazaina fa Mpanimba sy Mpisoloky no hitamaso ankehitriny, efa tsy miafina tarehy intsony ry zareo.

    Saingy, any ANDRO iray hoy ny fitenenana.....tsy misy ny tody hoy ny NTAOLO, fa ny atao ihiany no miverina.

    Madagasikara dia toa ny lohasaha mangina ankehitriny....ao raha !

    • 3 août à 19:47 | Mihaino (#1437) répond à diego

      « Tsy misy ny tody fa ny atao ihany no miverina »hoy ny Ntaolo ! Marina loatra io fiteny satria MASINA NY TANINDRAZANA ka ireo mpitondra nifanesy teto na ireo mpanao politika mpamadika palitao dia ratsy fiafaràna daholo !
      Manana taranaka sy faramamdimby izy ireo ka aleo ny tantara no hitsara ary ho afabaraka eo amin’ny olona izay nahafantatra ny tantara ! Andevon’ny VOLA loatra mantsy ka sahy mivarotra ny tanindrazana sy ny maha-olona azy ary ny tena mahamenatra dia misolelaka loatra ny v.dy ny vahiny !
      Raha izao no mitohy dia lasan’ny vahiny daholo na ny tany, na ny harena rehetra, na ny fanahy maha malagasy antsika aza !Mety hiova aza ny « hymne » RY TANINDRAZANAY MALALA O....« Marina loatra angé ilay hevitrao mitaky fanjakana matanjaka, manana ny »institutions fortes« , manaja ny lalam-panorenana, manaja ny maha-olona sns, sns ...na dia azontsika miady hevitra aza ny mikasika ny toe-karena (économie) indrindra »les fondamentaux«  ! Ekeko fa misy ny économie libérale nampandroso an’ireo firenena matanjaka ankehitriny kanefa misy fetrany ihany io » théorie« io satria tsy sciences exactes akory ny sciences économiques ! Amiko dia tsara hianarana aloha ny »sciences humaines" sy ireo mikasika ny maha-olona sy ny manodidina azy ( fomba ,soatoavina, fahendrena, vakoka, sns, sns ....ary samy manana an’izany daholo ny firenena eran’izao tontolo izao).
      Ny tena mampihomehy angé dia mangatahaka ny zava misy any ivelany isika kanefa manana ny fomba fiainan-tsika, lova avy amin’ny ray aman-drenintsika eto amin’ny faritra rehetra eto Madagasikara ! Jereo angé ny « clip » ny jeunes talents ankehitriny ê ! « Rien ne vaut l’original » dit-on .
      Ny TV koa moa dia vao maika tena « copié-collé »ny zava misy any ivelany !!!???
      Lava bé ny resako fa aleo amin’ny manaraka indray....

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 408