Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Malalanay :
ROBEL Blaise Hubert
Ny alatsinainy 18 jiona 2007
Hoy,
- Ny zanany :
Mamy sy Olga RAKOTONARIVO ROBEL
Andriamalala Fanantenana ROBEL
- Ny zafiny :
Christiane, Eric RAKOTONARIVO ; Michaël, Julien ROBEL
- Ny iray tampo aminy :
RAFALIMANANA RAZANAMALALA Rachel sy ny zanany aman-jafiny sy zafiafiny ; ROBEL Richard mivady sy ny zanany aman-jafiny ; terak’ltpkv RASOAMALALA Eléonore, ny terak’ltpkl ROBEL Doctrové ; ny terak’ltpkl ROBEL Edmond.
- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
ANDRIANAVALONA ROBIALIVELO Lalatiana sy ny zanany aman-jafiny ; ANDRIANAVALONA Jean mivady sy ny zanany aman-jafiny ; ny terak’ltpkl DANIELSON David James ; RASOAMALALA Myriam sy ny zanany aman-jafiny ; ny terak’ltpkl ANDRIANAVALONA Rolland Joël ; Dokotera ANDRIAMANJAKA RASAMIMANANA Léon mivady sy ny zanany aman-jafiny ; ANDRIANAVALONA Elijah sy ny zanany aman-jafiny ; RATOVO ANDRIAMBAHINY mivady sy ny zanany aman-jafiny ; RAHARINAIVO Andrianantoandro sy ny zanany ; RAHARIJAONA Armand mivady sy ny zanany ; ANDRIANAVALONA Benjamin mivady sy ny zanany
- Ny havany :
Ny terak’ltpkl RAINIAOBELINA ; ny terak’ltpkl Dr RABENANTOANDRO, ny terak’i RAINIFANAKA, ny terak’ltpkl RANDRIANARIVELO RATSIMIHAH ; ny terak’ltpkl RATSIMIHAH sy Itpkv RAOZARY.
Ny fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina sy ny FJKM : Ambatolaona Fanavaozana Ambohidratrimo, Mandrarahody ; Tsimahandry ; Vangaina ; Ambohitromby Havana ; Fiangonana Kristianina Malagasy eto Suisse sy ny manodidina (F.K.M.S.M.)
Ny Conseil d’Administration sy ny Mpiara-miasa ao amin’ny CNAPS
Ny Sendika Kristianina Malagasy (SEKRIMA)
Ny Confédération Mondiale du Travail (CMT)
Ny fokontany : Mandrosoa llafy - Ambatolaona Soamanandray
Ny Razana dia ho enti-miala ao amin’ny tranony Villa Manampisoa (face ANGAP) Ambatobe ny Zoma 22 Jiona 2007 amin’ny 1 ora antoandro ary hapetraka ao amin’ny fasandrazany ao Ambatolaona Ambohidratrimo aorian’ny fanompoam-pivavahana ao amin’ny FJKM Ambatolaona Fanavaozana Ambohidratrimo.
Tompo ô ! ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ny Fiadanana araka ny teninao ;
fa ny masoko efa nahita ny Famonjenao
(Lioka II : 29-30)
ITY FILAZANA ITY NO SOLON’NY FAMPANDRENESANA.
TSY MISY FIARETAN-TORY