Madagascar Tribune | RAZANADRAKETAKA Myriane
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
jeudi 21 août 2008
 

 > Filazana manjo

samedi 3 mai 2008

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny namoizana ny reny malalanay :

RAZANADRAKETAKA Myriane
(Vady navelan’ Itompokolahy RAHARISON René)

ny Zoma 02 Mey 2008 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany

Hoy :

- Ny zanany :

• RAJOELIARIVONY Andriamaherisoa Jean Robert sy Lilie Fleur sy ny zanaka aman-jafiny
• RAZANABOLOLONA Voahangy Hari-lala
• RANAIVOSON Andriantsalama Hari-Mamy sy Eugénie sy ny zanany
• RAHARISON Tiana sy Nivohanta Felana sy ny zanany
• RAHARISON Tantely

- Ny iray tampo aminy
- Ny iray tampo amin’ny vadiny
- Ny fianakaviana manontolo

Ny mpitandrina sy ny fiangonana FJKM Ambohimarina Itaosy, Ambatoroaka Finoana, Ambohimamory Orimbato Malala, Tsiafahy Fihavaozana

Ny Fokontany Antohamadinika, Ambohimarina

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot III G 20 bis Antohomadinika ny Alahady 04 Mey 2008 amin’ny 1ora sy sasany ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambohimarina Itaosy alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimarina ihany.

« Moa Jesosy va tsy ahy ».
(FFPM 485)

Ity filazana ity no solon’ny fampandrenesana

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    mai 2008   
    L Ma Me J V S D
          1 2 3 4
    5 6 7 8 9 10 11
    12 13 14 15 16 17 18
    19 20 21 22 23 24 25
    26 27 28 29 30 31  
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP