Madagascar Tribune | RAZAIARIVELO Emilie
Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
samedi 17 mai 2008
 

 > Fahatsiarovana

jeudi 31 janvier 2008

RAZAIARIVELO Emilie
(Nenitoa Ly)
31.01.2003 - 31.01.2008

Dimy taona androany
No nandaozanao ny tany
Ka tsaroana ombieny ombieny
Ireo soa izay vitanao ry neny

Tsy voakosoky ny andro
Na atelin’ny fotoana
Fa ianao tsaroana hatrany
Indrindra moa fa ny andro androany

Tsy adino ry mama ireny hafatrao
Indrindra ny fifankatiavan’ny ankohonanao.

Hoy ny zanakao, ny zafikelinao ary ny fianakaviana manontolo.

Aoka hahatsiaro ambavaka izay rehetra nahafantatra azy.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    janvier 2008   
    L Ma Me J V S D
      1 2 3 4 5 6
    7 8 9 10 11 12 13
    14 15 16 17 18 19 20
    21 22 23 24 25 26 27
    28 29 30 31      
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP