::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 15h19  :  27°C  :  Soleil et nuages épars
mercredi 15 février 2012
 

 > Filazana manjo

lundi 13 octobre 2008

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

RAZAFINORO Martine
Mpiasan ’ny Paositra Malagasy
Chevalier de l ’Ordre national

Dia nantsoin’ny ny Ray hody any aminy ny sabotsy 11 octobre 2008 rehefa nivahiny 53 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny vadiny :
BERA Narson (Narcisse)

-  Ny zanany :
ANDRIANARIBAKO Josia Narcisse mivady
SOLOMAMPIONONA Zo Narcisse mivady
ANDRIANARISOLOFO Rindra Narcisse
RAZAIARISOA Marie Laurence mivady

-  Ny zafiny :
RAMORAITSARA Asley
RAMORAITSARA Genie Cathucia
RAZAFINDRAKOTO Zo Maminirina

-  Ny iray tampo aminy :
RAZAFIARIVOLA Hélène sy ny zanany
RASOARIVOLA Honorine
RAKOTONIAINA mivady sy ny zanany
RASOARINORO Juliette sy ny zanany
RAVANOMANANA Bertin mivady sy ny zanany
RANDRIANARIMANANA Isidore mivady sy ny zanany
RAKOTONIRINA Edouard mivady sy zanany

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Professeur RADESA François de Sales mivady sy ny zanany
Pretra Lucien DESA
BOTO Eugène mivady sy ny zanany
CHRISTINE sy ny zanany
SAMBOMANA sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny fianakaviana manontolo

Ny Paositra Malagasy.
Ny mpiara-miasa aminy ao amin’ny Agence Centrale Epargne 67 ha.

Fokontany Anjezika II Andavamamba.
Fokontany Ambohimasina alakamisy.

Fiangonana Katolika Ambohimiharina Alakamisy.

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Andavamamba Anjezika II Lot III K 17 D ny alatsinainy 13 octobre 2008 izao amin’ny 12 ora sy 30mn atoandro, ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny fiangonana katolika MD LIOKA Ambohimiharina Alakamisy, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany Antsinanatsena Alakamisy Fenoarivo.

« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fiazakazahako aho ; nitahiry ny finoana aho ».
(2 Timot 4, and 7)

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

septembre 2008   octobre 2008
L Ma Me J V S D
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30 31    
 
  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 497  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360