Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Reny malalanay :
RAZAFINDRANGITA
hody any aminy, ny Alarobia 20 Jona 2007 teo amin’ny faha 90 taonany.
Hoy,
Ny zanany :
RANDRIAMAROMANANA Joseph sy Raharivelo
RAMILISON Georges sy Albertine
RANIRINAHARISOA Julienne,vady navelan’Itompokolahy RANDRIAMAMPIANINA
RAVAOARINORO Mariette, vady navelan’Itompokolahy RASATA Jean Alphonse
RANDRIAMIALISAONA Gilbert sy Juliette
ANDRIAMAMPIANINA Roger
RAMAROSON Andriamparany Jacques sy Jeannine
RANDRIANARIMANANA Maminandrasana sy Saholy
Ny zafikeliny :
Njafy sy Juliette, Rolland sy Josephine, Tiana, Ndriana sy Fanja, Harisoa, Nirina sy Rondro, Nantenaina sy Nella, Tovo sy Lilly, Marc sy Solo, Fidy sy Hanitra, Hery sy Fara, Laure, Zara sy Lalaina, Chantal sy Dina, Herizo sy Domoina, Hasina sy Hary, Menja, Lanto, Sata, Njato sy Lanto, Harisoa, Nija, Niarinjaka, Miora, Anjara
Ny zafiafiny :
Toky, Hoby, Herizo, Fanilo, Randza, Tanjona, Tolotra, Vanilla, Laetitia, Tojo, Rija, Benjamin, Mamie, Tendry, Haingo, Nantenaina, Nasoavina, Nohariana, Finaritra, Ando, Manoa
Ny iray tampo aminy :
Terak’Itompokolahy Razakarivelo mianadahy avy
ZNy iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itompokovavy Ranjanoro mianadahy avy
Ny fianakaviana manontolo
Ny fiangonana :
FJKM Ifalimanjaka Mananara Filadelfia
FJKM Ambondrona Firaisana
FJKM Ambohimangidy Ampitatafika
Fokontany :
Ankerana Ankadindramamy
Ifalimanjaka Mananara
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II H 39 M bis ny Alatsinainy 25 jona 2007 amin’ny 12 ora, ary hatao veloma farany ao amin’ ny FJKM Ifalimanjaka Mananara Filadelfia alohan’ny hametrahana azy ao amin’ ny fasan-drazany ao Ifalimanjaka Mananara ihany.
Mamy ny foko ry Jesoa ô !
Ny famonjena izay vitanao,
Ny hadisoako navelanao,
Tena afaka aho mandrakizay.
(FIHIRANA 480)
TSY MISY FIARETAN-TORY