Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 19 mai 2024
Antananarivo | 10h19
 

Fisaorana

RAZAFIMANJATO David Andrianasolo

« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho »
(Sal 23 : 01)

Ny vadiny :
RAZAFIMANJATO RALISINIAINA Honorine

Ny zanany, ny zafiny, ny rafozany, ny iray tampo aminy, ny iray tampo amin’ny vadiny ary ny fianakaviana manontolo,

dia maneho etoana ny fisaorana sy fankasitrahana feno ho anareo rehetra tonga nankahery sy nampionona azy ireo, tamin’ny namoizany ny malalany :

RAZAFIMANJATO David Andrianasolo
Chevalier de l’Ordre National
(Mpiasan’ny Air Madagascar misotro ronono)

Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo

Miala tsiny indrindra tamin’ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS