Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 20h13
 

Filazana manjo

RAZAFIMANJATO David Andrianasolo

« Sambatra ny maty dia izay maty ao amin’ny Tompo hatramin’izao ».
(Apokalypsy 14 :13)

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony hody any aminy :

RAZAFIMANJATO David Andrianasolo
Chevalier de l’Ordre National
(Mpiasan’ny Air MADAGASCAR Misotro ronono)

tamin’ny Zoma 10 Aogositra 2007 rehefa nivahiny 66 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny Vadiny :
RAZAFIMANJATO Honorine teraka RALISINIAINA

Ny Zanany :
ADELIN Sylvio sy Sylvia (France)
RAZAFIMANJATO ANDRIANIAINA Sandra
RAZAFIMANJATO Nirina Andry Ny Riana (France)
RAZAFIMANJATO Hery Ny Ando Andrianjakaniaina
RAZAFIMANJATO ANDRIANIAINA Fanjatiana

Ny Zafiny :
ADELIN Océane Emilie Tiana

Ny Rafozany :
RASOANIAINA Juliette, vady navelan’ltompokolahy RANDRIAMAHEFA Edouard

Ny Iray Tampo aminy :
RAZAFIMANJATO Jean Josoa sy Bebe Malala ary ny zanany
RAZAFIMANJATO Lucie Blandine sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIA Henri sy Lucie ary ny zanany (France)
RAZAFIMANJATO Pascal sy Liliane ary ny zanaka aman-jafiny
RAZAFIMANJATO Blandin sy Marie Claire ary ny zanany (France)
RAHARINESY Auguste mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Iray tampo amin’ny vadiny :
RAMAHEFA Harisoa Gisèle, vady navelan’ltompokolahy RAZAFINDRAKOTO René Richard sy ny zanaka aman-jafiny
RAHARITSALAMA Aimée
ANDRIAMAHEFA Joachim sy Christiane

Ny Havany :
Terak’ltompokolahy RAPARIVO Gaston
Terak’ltompokolahy RAZAFITRIMO
Terak’ltompokolahy RADAODY
Terak’ltompokolahy RAMANANDRAISOA
Terak’i RAMAINANDRO
Terak’ltompokolahy Docteur RAKOTONIAINA Aubert
Terak’Itompokolahy RANAIVOARISOA Marcel
Terak’ltompokolahy RAVAONARIVO Yvonne

Ny Eveka, ny Doyen, ny Presbitera, ary ny Fiangonana Katedraly Anglikana Santa Laurent Ambohimanoro
Ny mpiara miasa aminy tao amin’ny AIR MADAGASCAR
Ny Mutuelle AIR MADAGASCAR
Ny Fikambanana ARAMAF

Ny Fokontany Ambohibao Mamamba
Ny Fokontany Alakamisy Ambohimanga Rova

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Mamamba Ambohibao Lot 091 D amin’ny Alatsinainy 13 Aogositra 2007 amin’ny 12 ora sy sasany ary ho entina ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Alakamisy Ambohimanga Rova.

« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan- java mahory aho ».
(Salamo 23 : 01)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS