Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay, fa ny hava-malalanay :
RAZAFIMANANTSOA Yves Marius
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alatsinainy 25 jona 2007 rehefa nivahiny 19 taona teto an-tany.
Hoy :
ny Rainy :
RAZAFIMANANTSOA Thomas
ny Reniny :
RAHARlMINO Jeanne
ny iray tampo aminy :
RAZAFIMANANTSOA Jean Luc Thierry
RAZAFIMANANTSOA Harilanto Mireille
RAZAFIMANANTSOA José Harisson
ny fianakaviana manontolo
ny mpiara mianatra ao amin’ny CNEAGR Antananarivo
ny fokontany Ankofafalahy
ny mpiara-mivavaka ao amin’ny paroasy Don Bosco
ny mpiasan’ny FID Fianarantsoa
Ny nofo mangatsiaka dia hiala ao Ampopoka Golf lot 0504/T/0100 Villa Orim-bato ny alarobia 27 jona 2007 amin’ny 10 ora sy sasany aorian’ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra farany.