Ny vadiny :
Ravoaja Minotiana Mamisoa teraka Razanamahefa
Ny zanany :
Ravoada Miora, Zoly, Fara, Nirina
Sy ny fianankaviana manontolo dia maneho etoana ny fsaorana sy fankasitrahana feno anareo rehetra tonga nidodododo, nampahery sy nanotrona ny fianakaviana tamin’ny namoizany ny malalany :
RAVOAJA Bruno Jacques
Directeur Propriétaire de l’Entreprise ECA
Officier de l’Ordre national malagasy
Chevalier du Mérite sportif
Past Président Rotary Club Ivato
Président de fédération malgache de Boule
(1994-2004)
Maire de la Commune rurale Fiaferana-Avaradrano
(1999 - 2007)
Hisaorana manokana eto ny :
Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny Kolotsaina tarihin’i Dr ROBINSON Jean Louis
CMA (Clinique Maternité d’Anosibe)
ROTARY CLUB IVATO
Fianakaviamben’ny kanetibe
Fonkontany samihafa
Fiangonana
Tapaka sy namana eto an-toerana sy ny any am-pita