Amin’ alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay, namana
mpanao gazety,
RATSIMANDISA MAX EMMANUEL CELESTIN
Dia nodimandry ny Zoma faha 24 febroary 2012.
Ny razana dia eny amin’ny tranom-pianakaviana eny Ambatoroka Appart-hôtel
Radama House (Tranovola).
Ny fandaharam-potoana dia ho lazaina amin’ny manaraka ihany.
Misaotra Tompoko