::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter   ::::
Antananarivo | 19h28  :  23°C  :  Clair de lune et nuages épars
mercredi 15 février 2012
 

 > Filazana manjo

mercredi 27 mai 2009

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RATRIMOARIVONY Aubert

Dia niamboho tamin’ny Alahady 24 mey 2009 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany

Hoy :

- Ny vadiny :
RATRIMOARIVONY RAFARAMALALA Angeline

- Ny zanany :
RATRIMOARIVONY Haga
RATRIMOARIVONY Malalatiana sy Kitsana CAM

- Ny zafikeliny :
Soavina Loris

- Ny iray tampo aminy :
RAMELISON Marie Josée sy ny zanaka aman-jafiny
Dokotera RATRIMOARIVONY Claude sy Bodo ary ny zanaka aman-jafiny
Jeneraly RATRIMOARIVONY Guy sy ny zanaka aman-jafiny
Bâtonnier RATRIMOARIVONY Yves sy Désirée ary ny zanaka aman-jafiny
RAMANANDRAITSIORY Hugues sy Ginette ary ny zanaka aman-jafiny
RATRIMOARIVONY Chantal Bakoly sy ny zanaka aman-jafiny
RATRIMOARIVONY Georges sy ny zanaka aman-jafiny

- Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAZAFIARISOA Josette Jonah sy ny zanaka aman-jafiny
RAKOTOMALALA Andriamasy Jonah sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMAMPIANANINA Victor Jonah sy Félicité ary ny zanaka aman-jafiny
RAMASIARISOA Perle sy ny zanaka aman-jafiny
ANDRIAMANERASOA Nirina sy Claudine ary ny zanany
RAKOTOMALALA René Jonah
RAJAONA Etienne sy Clarisse ary ny zanany

- Ny havany :
Terak’ Itpkl Randrianarisoa Evariste sy Razanadrasoa Rakarabo Joséphine
Terak’Itpkl Dokotera Rakotoniaina Aubert sy Itpkv Razanamalala Hélène
Terak’I Printsy Rasoarandrana sy Itpkv Rasoamihanta
Terak’Itpkv Razanadrazah
Terak’Itpkl Ratsimandresy Joseph

- Ny fianakaviana manontolo

Ny Fiangonana EKAR Md Joany Batista Faravohitra
Ny FJKM Wagner Paris
Ny FJKM Ambohitriniandriana
Ny Fokotany Sainte Marie kely-Ampandrana
Ny Fokotany Ambondrona
Ny Fokotany Masombahiny

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II D 117 Ambondrona Lalana Rainandriamampandry (akaikin’ny Ecole Les Lucioles) ny Zoma 29 mey 2009 amin’ny 12 ora, ho entina hatao veloma farany ao amin’ny EKAR Md Joany Batista Faravohitra ho fanomezan-boninahitra an’Andriamanitra alohan’ ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatomanoina, FKT Masombahiny, Kaominina Ambohimalaza Miray.

ratrim hotmail.com

TSY MISY FIARETAN-TORY


Fampatsiahivana : Ny Tribune.com dia mandray ireo filazana manjo alefa aminy amin’ny alalan’ny mailaka. Ary avoakany maimaim-poana eo amin’ny site Tribune.com. Azonareo atao ny manampy ny adresse mailaka, ahazahoan’ny havana aman-tsakaiza eran-tany mifanoratra amin’ny fianakaviana manamanjo.

Misaotra tompoko, ary mirary fiononana ho an’ireo izay manana izany.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

Fleur d'école

 

fr 2009-05-27 01:41:00
mai 2009
 
  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 380  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP
    Découvrez aussi : Xbox 360