Ny Filan-kevim-pitantanana, ny Toniam-pitantanana, ny Fianakaviamben’ny mpiasa sy ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny Caisse Nationale de Prévoyance Sociale « CNaPS » dia mampandre anareo ny fodiamandrin’ny mpiara miasa aminy :
RATOVO RASOARINAVALONA Faramalala
« Agent Comptable »
teto Antananarivo ny Zoma 03 Aogositra 2007.