Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RATIARISON CharIes Hardel
Administrateur civil en Chef de Classe exceptionnelle
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 15 Aprily 2008 teo amin’ny faha 75 taonany.
Hoy
Ny vadiny :
RATIARISON Théodora, teraka RATEFIARISON
Ny zanany :
RATIARISON Christian sy Miara
RATIARISON Eric
RATIARISON Hervé sy Harilandy
RATIARISON Didier sy Nirina
RATIARISON Roland sy Henintsoa
Pasteur RAOBINARISON Solohery sy Geneviève
RALAMBOTIANA Toky sy Julie
Ny Zafikeliny :
Iris, Christiana, Adonia, Adriel RATIARISON - Johanna, Kevin RATIARISON - Miranda RATIARISON - Liantsoa, Mirantsoa, Nirintsoa RATIARISON - Matthieu, Henintsoa, Grâce RAOBINARISON - Miora, Daniel, Jonathan RALAMBOTIANA
Ny iray tampo aminy :
• Terak’Itpkl RATIARISON Joseph Granduel sy BETCHER Cécile
• Terak’Itpkl RAVELONARIVO Régis sy Itpkv RATIARISON Rahelisolo
• Terak’Itpkl RATIARISON Mamy Honoriüsel sy Itpkv RAZANAMAHASOA Lucie
• Terak’Itpkl RABENAIVO Gilbert sy Itpkv RATIARISON Fortunelle
– • Terak’Itpkl RATIARISON Edmond Fortel sy Itpkv RAMANDARIVOLA Yvonne
• RAZAKATIANA Raymond sy RATIARISON Donorel sy ny zanaka aman-jafiny
• Terak’Itpkl ANDRIAMAMPIHENIKA Benjamin sy Itpkv RATIARISON Charmelle
• RATIARISON Orangelle Lalarivero sy ny zanaka aman-jafiny.
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
• RAJAONA Therre Clément sy Alice ary ny zanaka aman-jafiny
• RANDRIANARISON Arnold sy Louise Aimoe ary ny zanaka aman-jafiny
• PERRIER Gérard sy Irène ary ny zanaka aman-jafiny
• Terak’Itpkv RATEFIARISON Jeanine sy ny zanany
• RATEFIARISON Georges Henri sy Geneviève ary ny zanany
• RATEFIARISON Gérard Ferdinand sy Sabine ary ny zanany
• GIBERT Pascal sy Raymonde sy ny zanany.
Ny havany :
• Terak’i Pasitera RAJHONSON sy Itpkv RAZAFITSEHENO
• Terak’Itpkl RAVELOMANANTSOA RATSIMIAH sy Itpkv RAZOELY Berthine
Ny Fiangonana Antranobiriky FMTA, ny FJKM Ambodifasina, ny FJKM Ambohipaniry, ny FJKM Masindray
Ny Fokontany Ambatoroka, ny Fokontany Ambohipaniry.
Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot VB 81 G Ambatoroka ny Asabotsy 19 Aprily 2008 amin’ny iraika ambin’ny folo ora sy sasany. Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana Antranobiriky FMTA alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohipaniry Ampanataovana.
« Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra, ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny famindrampoko,
ary tsy hitsoaka ny faneken’ny fihavanako… »
(Isaia 54/10)