Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 00h26
 

Filazana manjo

RASOAVELOMANANA Amélie

Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony

RASOAVELOMANANA Amélie

(vady navelan’Itompokolahy RANDRIANAVALONA Richard)

hiala sasatra any Aminy tamin’ny Zoma 2 jona 2017 tany Paris - FRANCE, rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany.

Hoy :

- Ny zanany :
RANDRIANAVALONA Vololonirina sy ny zanany
RANDRIANAVALONA Solofo sy ny zanaka aman-jafiny
RAMBOANIAINA Harivelo sy ny zanaka aman-jafiny
RAMAHOLIMIHASO Haja sy Liliane ary ny zanaka aman-jafiny
GABAUD Jean François sy RANDRIANAVALONA Saholy ary ny zanany

- Ny iray tampo aminy sy ireo zanaka aman-jafiny avy :
Ny terak’Itkl. RAHARIMANANA Emmanuel sy Itkv RANOROARISOA Célestine
Ny terak’Itkv. RAKOTOBE RASOAMBOLANORO Martine
Ny terak’Itkl. RANDRIANARIVELO Robert sy Itkv RASOASEHENO Juliette
ANDRIANARINOSY RAFARAMALALA Delphine
Ny terak’Itkv. RAKOTOBE RAMIARITSOA Isabelle
Ny terak’Itkl. RAKOTOMANANA Stephen sy ANDRIANJOHANY Michèle
Ny terak’Itkl. RAKOTOMANANA Jean Paul sy RAKOTOBE Olga

- Ny iray tampo amin’ny vadiny sy ireo zanaka aman-jafiny avy :
Terak’Itkl. RAMANANTSOA Gaspard
Terak’Itkl. ANDRIANAVALONA Théophile
Terak’Itkv. ANDRIANAVALONA Jacqueline

Ny fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina, ny Dorkasy sy ny Fiangonana : FJKM Andravoahangy Fivavahana
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana : FJKM Ranovao Maritiora - Ambohimangakely
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana : FJKM Ambolo – Talatavolonondry
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana : FJKM Alasora
Ny Fokontany Andravoahangy Atsinanana
Ny Fokontany Antalamohitra Antehiroka
Ny Orinasa sy ny mpiasa SECOI-SFOI

Ny razana dia ho tonga eny Ivato (vol AF934) ny alakamisy alina 15 jona 2017, ary hivantana eny Antalamohitra - Villa « LIANTSOA » - ANTEHIROKA.

Ny nofony dia hiala eny Antalamohitra – Lot : IA 42 ter, ny sabotsy 17 jona 2017, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Andravoahangy Fivavahana amin’ny 2 ora antoandro (14 heures), alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana eny amin’ny Cimetière Anjanahary.

« Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra » (Salamo 103 : 1-2)

TSY MISY FIARETAN-TORY
TSY MISY VONINKAZO

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS