Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 16h21
 

Filazana manjo

RASOASEHENO Perline

Amin’ny Finoana sy Fanantenana ny Fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny Malalanay :

RASOASEHENO Perline

Mpampianatra misotro ronono (RAMATOA)
Officier de l’Ordre National Malagasy
6 Honneurs

dia niamboho ny Sabotsy 28 Jolay 2007 rehefa nivahiny 81 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny vadiny :
RAZAKAMANDRANTO Maxime

Ny zanany :
RAZAKAMANDRANTO Gisèle sy Arthur
RAZAKAMANDRANTO Andrianjafy Lalao sy Yvonne
RAZAKAMANDRANTO Noroseheno Jacqueline sy Jean Jacques
RAZAKAMANDRANTO Rapaoly Armand sy Perle Nivohanitra
RAZAKAMANDRANTO Ravaoarisoa Sahondra sy Louis
RAZAKAMANDRANTO Voahirana sy Patrick
RAZAKAMANDRANTO Rasehenoarivelo sy Deranirina
RAZAKAMANDRANTO Zafindrazaka sy Vololona
RAZAKAMANDRANTO Andriantsiresy sy Fanja Vololona

Ny zafiny :
Rocco sy Sendra, Fidy sy Lalaina, Haja sy Myrah, Tahiana, Rova, Parfait sy Harivola, Maminirina, Mamitiana, Aro Avril, Arotafika, Lova, Hanitrarisoa, Andriantoky, Ianja, Andry sy Irinah, Herilalaina, Mbolatiana, Hoby, Kanto.

Ny zafiafiny :
Ny Ando, Nofy, Ny Avo, Virginia, Amanda, Myr’Haja, Fifaliana, Soniah, Rinaniaina.

Ny fianakaviana manontolo

Ireo tapaka sy namana ary ireo mpianany taloha
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambohitrandriamanjaka Vavolombelona
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambohibemanjaka Vatosola
Ny Fokontany Ambohitrandriamanjaka
Ny Fokontany Ambohibemanjaka Vatosola
Ny Fokontany Ambohibary Ambatomanga.

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony Lot IDA 051 Ambohitrandriamanjaka ny Alatsinainy 30 Jolay 2007 amin’ny 1 ora tolakandro, ary hoentina atao veloma farany ao amin’ny FJKM Ambohitrandriamanjaka, alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohitrandriamanjaka ihany.

« Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho ».
(II Timoty 47)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS