Utilisez nos fils RSS pour retrouver rapidement l'actualité :  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    Netvibes    Google    My Yahoo!
samedi 17 mai 2008
 

 > Fisaorana

vendredi 14 mars 2008


-  Ny vadiny :
Atoa RASOAMANANA Martin

-  Ny zanany : Martine sy Hery RASOAMANANA mianadahy avy sy ny zanany
Ary ny fianakaviana manontolo, dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana antsika rehetra, izay nidodododo nampahery sy nampionona ary nitrotro amim-bavaka azy ireo noho ny nahalasanan’ny hava-malalany :

RASOAMANANA Perle
teraka RATSIMINDRANA Razafimbah

Isaorana manokana etoana ny Ray aman-dreny :
Lala RASENDRAHASINA mivady, Filohan’ny FJKM, sy ny Birao Foibe
Ny Loholona Atoa RAKOTOMANANA Honoré mivady,
Ireo namana sy tapaka ao amin’ny INSPC ex-Ecole de Médecine Befelatanana sy ny Mpiara-mianatra tany Bruxelles/Belgique.
Ny Filoha sy ny Fokontany Ambaniaravatra Ankadivory Fenoarivo,
Ny Fiangonana FJKM Fenoarivo,
Ny vondrom-bavaka FPVM Betesda Ankaraobato.

Andriamanitry ny Fiadanana anie homba sy hitahy antsika tsirairay avy.
Ialan-tsiny indrindra ireo izay tsy tratra antso noho ny hafenoan-drano be loatra.

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF   envoyer l'article par mail title=
 

Pour vos voyages, utilisez l'un des meilleurs comparateurs actuels


  •    mars 2008   
    L Ma Me J V S D
              1 2
    3 4 5 6 7 8 9
    10 11 12 13 14 15 16
    17 18 19 20 21 22 23
    24 25 26 27 28 29 30
    31            
     

    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar Tribune | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP