Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 21h43
 

Filazana manjo

RAOELISON Jeanne

Tompoko,

Sitraky ny Tompo no niantso ny malalanay :

Ramatoa RAOELISON Jeanne

Teraka RAVOLOLOMANGA
Loholona

hody any Aminy ny Zoma 29 Jona 2007.

Hoy,

- Ny zanany :
RAOELISON José Oelitiana sy Vonifanja (Toulouse-France)
RAOELISON Gaby Naivo Harivololona sy Mamy
RAOELISON Serge Mbolamalala sy Fiononana
RAOELISON Guy Nirina sy Lanto
RAOELISON Solomalala sy Liliane

- Ny zafiny :
Tiana, Mbolafy, Harimamy, Voahary, Mamitiana, Malala Sololalao, Kanto, Mihary

- Ny fianakaviana rehetra

- Ny Mpitandrina sy ny Diakona ary ny FJKM TRANOVATO RASALAMA MARTIORA AMBOHIPOTSY sy ny FJKM AMBOHINIERANA

- Ny Fokontany AMBATOVINAKY sy ny Fokontany MASIAKAMALONA

Ny nofony dia hoetiana miala ao an-tranony VI 14 Lalana 24 RATEFINANAHARY PRINTSY - AMBATOVINAKY ny Alakamisy 05 Jolay 2007 amin’ny 1 ora sy sasany folakandro ary hatao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM TRANOVATO RASALAMA MARTIORA - AMBOHIPOTSY alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao AMBOHITSOA - MASIAKAMALONA (RN1 PK36).

« Fa izay miandry an’i Jehovah dia mandroso hery kosa.
Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery ;
Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra
Handeha izy, nefa tsy ho reraka »
(ISAIA 40 : 31)

ITY NO SOLON’NY FAMPANDRENESANA

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS